Teny iditra malala (lala)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tiana amin' ny fo tokoa: Manina ny olomalala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Beloved, esteemed [1.2, 1.7]
 Revered [1.2]
 Beloved one [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Chéri [1.3, 1.8]
 Aimé, ami de coeur [1.3]
 Bien aimé [1.8]
Ohatra Matokia, ry Ikemba malala, hoy izy. [2.499]
Haiendriteny 
Tsotra : malala, malalako, malalanao, malalany, malalanay, malalantsika, malalanareo
Kamban-teny 
Lohateny Ry Tanindrazanay malala ô!
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20