Teny iditra | 1 malamalama |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy misy marokoroko na maraorao; malambolambo: Malamalama ny lohan' ity zaza itỳ |
Ohatra |
4 [1.437#] Vato fohifohy malamalama izay no teo. 5 [2.436#] manify dia manify izy io ary efa niasa ela teto ka nanjary malamalama. |
Fototeny | 6 lamalama |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |