|
|
|
|

Teny iditra1  malamalama
Fototeny  2  lamalama
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsy misy marokoroko na maraorao; malambolambo: Malamalama ny lohan' ity zaza itỳ
Ohatra  5  Vato fohifohy malamalama izay no teo. [1.437#]
6  manify dia manify izy io ary efa niasa ela teto ka nanjary malamalama. [2.436#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09