Teny iditra | malamalana | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Enti-milaza zavatra lena ka efa manomboka ho maimaina: Enta miditra ny lamba na dia mbolo malamalana aza ¶ Reradreraka [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | slightly damp just right for ironing [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | moite et prêt à être repassé [Hallanger 1974] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |