Teny iditra | 1 malaza |
Fototeny | 2 laza |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#563] fantatran'olona betsaka hatraiza hatraiza: Olo-malaza eto amin'ny faritany Ingahy Rabehevitra Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy: Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] renowned; notorious |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#395, 1.5] célèbre 7 [1.3#395] renommé, fameux 8 [1.5] réputé, animé |
Ohatra |
9 Iza no mpanoratra malaza fantatrao? [2.113#77] 10 Harriet Newell, Misionera malaza koa. [2.649#181] 11 Olona malaza tokoa Andrianampoinimerina. [2.332#100] 12 Izao kosa no kabary malaza nahatonga an'i Tsianolondroa. [2.298#85] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 16 be voninahitra, manan-daza, manehoeho, mandeha laza, manetriketrika, iray toa zato, tsy leo laza |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran' olona |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny malaza io |
Fivaditsoratra | 33 alazam, malaza, zamala |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |