|
|
|
|

Teny iditra1  malaza ratsy
Singan-teny  2  malaza, ratsy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#563] Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy
Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ
Ohatra  5  Ny amiana dia karazan-kazo malaza ratsy ho mahavoa ny habokana [2.313#131]
6  ny fianakaviana mipetraka amin' ny fonenana mikororosy fahana sady malaza ratsy [1.369]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07