| Teny iditra | 1 malaza ratsy |
| Singan-teny | 2 malaza, 3 ratsy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy
6 Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ [1.1#563] |
| Ohatra |
7 Ny amiana dia karazan-kazo malaza ratsy ho mahavoa ny habokana
[2.313#131]
8 ny fianakaviana mipetraka amin' ny fonenana mikororosy fahana sady malaza ratsy [1.369] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|