|
|
|
|

Teny iditra1  malazolazo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3] faible, languissant
Ohatra  4  [2.48] maivana ny tena ny rehetra, ka manjionjiona manidintsidina ny fandehany, ka malazolazo be hiany ny tenany
Fototeny  5  lazolazo
Tovy hevitra  6  kamokamo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10