Teny iditra | 1 malemiloha |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Trondron-dranomamy vao nampidirina teto, mitovitovy amin' ny tilapia; matsiro fatratra ny nofony |
Voambolana | 4 Haibiby: trondro |
Fivaditsoratra | 5 lohamalemy, malemiloha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |