Teny iditra | 1 malemy maozatra |
Singan-teny | 2 malemy, maozatra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miseho ho malefaka nefa madity, atao koa hoe malemy tsy azo |
Ohatra |
5 Rian-kevitra malemy maozatra izy, nefa, mahagaga [2.503] |
Fivaditsoratra | 6 malemimaozatra, malemy maozatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |