Teny iditra | 1 malemy paika |
Singan-teny | 2 malemy, paika |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny olona tsy mba maka mahery fa miteny na mihetsika mora sy milamina, olona maka mora, malefa-pihetsika |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] gentle-mannered |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] aux manières douces |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |