Teny iditra | 1 malemy tsy azo |
Singan-teny | 2 malemy, tsy, azo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Somary malemy tsy azo izay koa moa ny toetran-dRangahy ka tsy nahafahan' i Lidy nanampatra ny herin-tsainy sy ny hafetsifetsena nanany. [2.470] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/11 |