Teny iditra | malemy loatra | |
Singan-teny | malemy ; loatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: manarana | |
Ohatra | Ny hoe "miteny ratsy" fotsiny dia teny malemy loatra ka tsy ampy hilazana ny haratsian' ny fanaovana blasfemia.
[1.38] | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/11 |