|
|
|
|

Teny iditra1  malemy paika
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny olona tsy mba maka mahery fa miteny na mihetsika mora sy milamina, olona maka mora, malefa-pihetsika
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] gentle-mannered
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] aux manières douces
Singan-teny  6  malemy, paika

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07