|
|
|
|

Teny iditra1  malezolezo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Sady lava no manify
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#404] qui est grand, mince et maigre
Ohatra  5  [2.895#10] i Fandravaka kely kosa dia zaza malezolezo sady tsy ampy fivelomana ny ray aman-dreniny ka misaringo-borodamba.
6  [1.369#] Na angamba ny fisian' ilay firohotana malezolezo atao hoe Fanampiana amin' ny Fahavoazana Rehetra sy ny fomba fiasany no nametraka olana taminy.
Fototeny  7  lezolezo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11