|
|
|
|

Teny iditra1  malezolezo
Fototeny  2  lezolezo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Sady lava no manify [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  qui est grand, mince et maigre [1.3#404]
Ohatra  6  i Fandravaka kely kosa dia zaza malezolezo sady tsy ampy fivelomana ny ray aman-dreniny ka misaringo-borodamba. [2.895#10]
7  Na angamba ny fisian' ilay firohotana malezolezo atao hoe Fanampiana amin' ny Fahavoazana Rehetra sy ny fomba fiasany no nametraka olana taminy. [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12