Teny iditra (1/2) | 1 malikiliky |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Sosotra, sorisorena, tofoka, boboka |
Fototeny | 4 likiliky |
Teny iditra (2/2) | 5 malikiliky |
Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.78] [Tanosy]
ratsy tarehy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |