Teny iditra mamadibadika (vadibadika (vadika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Tourner en tous sens [1.3]
Ohatra 
1Aza mamadibadika ireo boky ireo hianareo (Ne tournez pas ces livres en tous sens) [1.3]
2Lasan-tsento sy voakorontan-tsaina amam-panahy hafahafa Rasoa isaky ny mahita azy na mamadibadika ireo takelaka eo aminy, indraindray tadiavina. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamadibadika
Ny lasa : namadibadika
Ny hoavy : hamadibadika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20