|
|
|
|

Teny iditra1  mamadi-paisaña
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  mamadi-drazana, manao famadihana: Ny manaña aombe ro mate aombe sy mamadi-paisaña (Ny manan-karena ihany no maty omby fa tsy ny mahantra raha manao famadihana) [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31