Teny iditra (1/2) | 1 mamafa |
Fototeny | 2 fafa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Tanala]
mamaoka, manadio, mifafa 5 [1.1] Manala ny loto, manaisotra ny potipoti-javatra amin' ny kifafa: Iza no namafa ny tohatra? Mamaoka: Mamafa vilia |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2, 1.7] to sweep 7 [1.2] to wipe, to clear away |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3#136, 1.8, 1.405] balayer 9 [1.3#136, 1.8] essuyer 10 [1.3#136] rafler |
Ohatra |
11 Fa angaha ny Vazaha koa mba mamafa lalana? [2.356] 12 Satria mahay mamafa trano tsara Izanany saingy kamo. [2.332] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 17 mifafa |
Mpanahaka | 18 mifafa, manraoka, mifaoka, manala loto |
Teny iditra (2/2) | 19 mamafà |
Fototeny | 20 fafa |
Sokajin-teny | 21 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamafa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.3] |
Fivaditsoratra | 24 amafam, mamafà, mamafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |