|
|
|
|

Teny iditra1  mamahirano
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy manome rano, manao fahirano
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to besiege (a town).
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] priver d'eau
Voambolana  6  Miaramila
Fototeny  7  fahirano
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Mpanahaka  11  manaofahirano

Fivaditsoratra  12  hanamoriam, mamahirano

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21