Teny iditra |
mamahoaka
(vahoaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamory olona vitsivitsy mba hiasa ary mamahana azy avy eo Mametraka ho takatry ny vahoaka, mampiély amin' ny vahoaka: Anisan' ny fototry ny fandrosoana ny mamahoaka ny fampianarana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Réunir un certain nombre de personnes, emprunter leur service en les nourrissant ou leur distribuant de la viande [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamahoaka |
Ny lasa : |
namahoaka |
Ny hoavy : |
hamahoaka |
|
Ohabolana |
|