Teny iditra | 1 mamahoaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mamory olona vitsivitsy mba hiasa ary mamahana azy avy eo Mametraka ho takatry ny vahoaka, mampiély amin' ny vahoaka: Anisan' ny fototry ny fandrosoana ny mamahoaka ny fampianarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Réunir un certain nombre de personnes, emprunter leur service en les nourrissant ou leur distribuant de la viande |
Fototeny | 5 vahoaka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mamahoaka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |