|
|
|
|

Teny iditra1  mamaingoka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manao izay hampifaraingo na hampibaraingo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to bend, to curve, to make crooked.
Fototeny  5  faingoka
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11