|
|
|
|

Teny iditra1  mamakiteny
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [2.332] jereo mamakyteny
Ohatra  4  [2.332] Ary hafatrafaro ny mpianatra hamakivaky matetika ity boky ity eo anatrehan'ny raiamandreniny, na hampamaky azy an'ireo raiamandreniny na zokiny mahay mamakiteny nefa efa tsy mianatra intsony any an-tsekoly.

Fivaditsoratra  5  mamakiteny, mamaky teny

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02