Teny iditra | mamaky teny | |
Singan-teny | mamaky ; teny | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | To read [1.2, 1.17] | |
Fanazavàna teny frantsay | Lire [1.4, 1.9, 1.66] | |
Ohatra | Vokatr'izany dia maromaro ny lehilahy, indrindra ireo tao amin'ny foko nanohana ny fanjanahan-tany (Andretsoka, Maroserana,...) no mahay mamaky teny sy manoratra
[2.606] | |
Tovy hevitra | mamaky | |
Tsipelina hafa | mamakiteny | |
Fivaditsoratra | mamakiteny, mamaky teny |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |