Teny iditra | 1 mamalifaly |
Fototeny | 2 falifaly |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao izay haharavoravo, hahamiramirana; mahavery dia, manambitamby [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to pacify, to appease. [1.2] 6 to cheer someone up [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 cajoler [1.3, 1.8] 8 distraire [1.3, 1.8] 9 apaiser, calmer, consoler [1.3] 10 contenter [1.8] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |