Teny iditra (1/2) | 1 mamana |
Fototeny | 2 fana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Tambahoaka]
mikotrika atody 5 [1.1] Mitanika indray ny hanina efa masaka fa nangatsiaka: Mamana vary mangatsiaka Manafana: Mamana tanana amin' ny afo |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] to make warm. 7 [1.7] to heat |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.8, 1.405] chauffer |
Ohatra |
9 Rano mafana hosotroina no angatahiny matetika, ary indry mandrehitra afo amin' ny kitay bozaka sy mamana rano ho azy Rasoa. [2.470#] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 mamanà |
Fototeny | 15 fana |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] |
Fivaditsoratra | 19 amanam, mamana, mamanà, manama, mañama |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |