|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamanga
Fototeny  2  vanga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mividy.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] faire du commerce. Ce mot n'est usité que dans l'expression manan-tsi-mamanga
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)10  mamanga
Fototeny  11  famanga
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Tanosy] mandeha

Fivaditsoratra  14  amangam, mamanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21