Teny iditra mamangy nendra
Singan-teny mamangy ; nendra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Famangiana marary miserana kely dia lasa (tsy mahafaly ny vangiana na ny havan' ny marary izany satria heveriny ho areti-mifindra no mahazo ny marary) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16