Teny iditra (1/2) | 1 mamantsika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandraikitra amin' ny fantsika: Ny iray firenena aminy ihany no namantsika an' i Kristy tamin' ny hazofijaliana Mitana mafy, mikiribiby amin' ny vidin-javatra lazaina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to nail, to make fast with nails. 5 [1.7] to nail |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] clouer |
Fototeny | 7 fantsika |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 mamantsika |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Enti-milaza ny atody efa ho foy ka ahitana ohatra ny tevi-panjaitra menamena: Efa mamantsika ireto atody telo ireto |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.2] to break or burst its shell, as a bird emerging from the shell. |
Fototeny | 16 fantsika |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |