Teny iditra mamantsona (fantsona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandefa rano ao anaty fantsona: Hain' ny dokotera ny mamantsona ronono ny marary tenda [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamantsona
Ny lasa : namantsona
Ny hoavy : hamantsona
Filaza mandidy : mamantsòna

Teny iditra mamantsona (fantsona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To nail with wooden pegs [1.2]

Teny iditra mamantsòna (fantsona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamantsona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05