Teny iditra | 1 mamaotse |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mamitaka, manambaka: Ny soken-telo hoe ko ny olo telo izay mitadia mesa ro ta-hamaotse ny namane (Ny sokina telo ary ny olona telo ka izay mila antsy no te-hanambaka ny namany) |
Fivaditsoratra | 4 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |