|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamarana
Fototeny  2  farana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mamita, manapitra, manisy farany: Izaho no namarana ny kabary anikeheo
Manala ny romoromo: Efa namarana ny tsihy ve ianao
Mampitovy tantana: Mamarana ny faharam-biriky
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to cut the edges, to smooth, to make a straight edge or border.
6  [1.7] to bring to an end, to conclude
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] terminer, conclure
Ohatra  8  Izany no fanao mamarana ny mandrimandrin-jiro. [2.245#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  mamaràna
Fototeny  14  farana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamarana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  16  amaranam, anamaram, anaramam, mamarana, mamaràna, manamara, manaramà, manarama

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08