|
|
|
|

Teny iditra1  mamari-body
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manomboka asa na raharaha; enti-milaza koa izay mandrakotra ny vody lavabary
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to begin to work in the rice-grounds.
Singan-teny  5  mamaritra, vody
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny mamari-body io

Fivaditsoratra  11  mamaribody, mamari-body

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/21