Teny iditra mamari-body
Singan-teny mamaritra ; vody
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manomboka asa na raharaha; enti-milaza koa izay mandrakotra ny vody lavabary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To begin to work in the rice-grounds. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamari-body
Ny lasa : namari-body
Ny hoavy : hamari-body
Filaza mandidy : mamarita vody
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26