Teny iditra | mamari-body | ||||||||
Singan-teny | mamaritra ; vody | ||||||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manomboka asa na raharaha; enti-milaza koa izay mandrakotra ny vody lavabary [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To begin to work in the rice-grounds. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mamari-body io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26 |