Teny iditra mamarina (varina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manosika am-pidinana, manjera: Nitetika hamarina an-tevana an' Imboasalama zanak' anabaviny Andrianjafy, ka izany no nahatonga ilay fitenenana: "anadahin-dreny mamarina an-kady"
Mandefa any an-tsiraka, any am-pita: Lasa namarina omby any Toliara izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamarina
Ny lasa : namarina
Ny hoavy : hamarina
Filaza mandidy : mamana

Teny iditra mamarina (vary)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamary [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Manomboha! [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20