Teny iditra mamato (vato)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Manjary mivonto [Rajemisa 1985]

Teny iditra mamato
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mitokona, tsy mihetsika toy ny vato [Rakotosaona 1972]

2009/09/01