Teny iditra | 1 mamatonalina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] misasak' alina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] midnight, nighttime |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] minuit, la nuit 6 [2.415#6580][mamatona alina] Au milieu de la nuit, à minuit |
Ohatra |
7 [2.529] mamatonalina, sa efa hadiva haraina? 8 [2.643#] Tsy sahy niaka-bohitra tamin' ny mamatonalina anefa fa niandry ny andro ho maraina. |
Voambolana |
9 Fotoana |
Singan-teny | 10 mamatona, alina |
Tovy hevitra | 11 misasakalina |
Lohateny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01 |
![]() |