|
|
|
|

Teny iditra1  mamatonalina
Singan-teny  2  mamatona, alina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] misasak' alina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] midnight, nighttime
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] minuit, la nuit
7  [2.415#6580][mamatona alina] Au milieu de la nuit, à minuit
Ohatra  8  mamatonalina, sa efa hadiva haraina? [2.529]
9  Tsy sahy niaka-bohitra tamin' ny mamatonalina anefa fa niandry ny andro ho maraina. [2.643#]
Voambolana  10  Fotoana
Tovy hevitra  11  misasakalina
Lohateny  12  Kintana ny mamatonalina (Rajaofera Fredy)

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01