Teny iditra | mamay (fay) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Manafay [1.78] | ||||||||
Manao izay hahafay, hahatonga olona tsy hamerina ny ratsy nataony intsony, manasazy [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To punish, to correct, to make to disrelish or dread, to create a dislike of. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | mamay, mamia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |