Teny iditra | 1 mamazivazy |
Fototeny | 2 vazivazy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manamavomavo, manao teny tsy manome voninahitra: Tovolahy kely io ianao no hamazivazy lehilahy lehibe ohatra an-drainao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to tease, to mock, to torment |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] plaisanter, se moquer de |
Ohatra |
7 Aripaho, aringano fa mamazivazy ny fanjakako eto amin'ity faritany ity. [2.895#] |
Voambolana |
8 Ontam-po |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mamazivazy io |
Fivaditsoratra | 14 amizavizam, mamazivazy, mamizavizà, mamizaviza |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |