Teny iditra mambiky (viky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Mitsambikina [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Sauter [1.82]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mambiky
Ny lasa : nambiky
Ny hoavy : hambiky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31