|
|
|
|

Teny iditra1  mambonoka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manarona (olona) hafana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to cover up snugly
Fototeny  5  bonoka
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  mambokona, mambonoka, mañakombo, manomboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21