Teny iditra mambory (bory)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao izay hahabory, izany hoe, manapaka ny rantsana na kitamby amin' ny zavatra iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To shorten, to cut off the end [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Raccourcir, en couper le bout [1.8]
 élaguer, couper les branches [1.196]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mambory
Ny lasa : nambory
Ny hoavy : hambory
Filaza mandidy : mamboria
Tovy hevitra manabory

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/25