Teny iditra | 1 mambosibosika |
Fototeny | 2 bosibosika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mihinana manao be am-bava, miosanosana sy mandrapadrapaka: Nambosibosika ery i Balita kely fa hatramin' ny fito maraina izy no tsy nanendry hanina |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |