|
|
|
|

Teny iditra1  mamelombelona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  3  [2.324] ny fahitany azy nihanatanjaka dia mba namelombelona ny ainy koa.
4  [2.499] Mitanatana vava miandry tsiodrivotra hamelombelona azy ny trano falafan' i Mahafasan' i Farafangana.
Fototeny  5  velombelona
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07