Teny iditra mamelovelo (velovelo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miseho na hita manjavozavo, manelohelo: Misy sary mamelovelo ao an-tsaina raha mamaky io tononkalo io
Mahatsiaro mangotsoka any amin' ny aty fanahy any!: Tsy nahateny izy, fa ny any am-pony no tsaroany namelovelo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamelovelo
Ny lasa : namelovelo
Ny hoavy : hamelovelo
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20