Teny iditra | 1 mamelovelo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 velovelo |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miseho na hita manjavozavo, manelohelo: Misy sary mamelovelo ao an-tsaina raha mamaky io tononkalo io Mahatsiaro mangotsoka any amin' ny aty fanahy any!: Tsy nahateny izy, fa ny any am-pony no tsaroany namelovelo |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |